| Teny iditra | adaroka (daroka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina mandaroka, mikapoka, mively; avely, atonta: Ity kanonta ity adaroka an' io alika io mba mitady hanaikitra anao [1.1] | |||||||||
| Avec quoi on frappe [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|