| Teny iditra | adoboka (doboka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina mandoboka na mampisy feo lehibe re Atao midoboka, maneno mikotrokotroka: Nadobok' ilay zaza ny amponga ka taitra ny manodidina [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | adoboka (doboka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asaina mijanona, mipetraka, mitoetra [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |
|