Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
do
naka
(
do
naka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Enti-mandonaka, manempotra amin' ny setroka:
Afom-bozaka roa entana no nadonany anay tao anefitra ka sempotra daholo izahay rehetra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
adonaka
, adonako, adonakao, adonany, adonatsika, adonakay, adonakareo, adonak', adona-
Ny lasa :
nadonaka, nadonako, nadonakao, nadonany, nadonatsika, nadonakay, nadonakareo, nadonak', nadona-
Ny hoavy :
hadonaka, hadonako, hadonakao, hadonany, hadonatsika, hadonakay, hadonakareo, hadonak', hadona-
Filaza mandidy :
ado
na
hy
,
ado
na
ho
Nohavaozina tamin' ny 2012/10/14