Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
adoroboka
(
doroboka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Atao midoroboka be ambany sy mirebareba:
Aza adoroboka toy izao ny akanjonao, Raivo, fa mba ataovy etiety fohifohy
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
adoroboka
, adoroboko, adorobokao, adorobony, adorobotsika, adorobokay, adorobokareo, adorobok', adorobo-
Ny lasa :
nadoroboka, nadoroboko, nadorobokao, nadorobony, nadorobotsika, nadorobokay, nadorobokareo, nadorobok', nadorobo-
Ny hoavy :
hadoroboka, hadoroboko, hadorobokao, hadorobony, hadorobotsika, hadorobokay, hadorobokareo, hadorobok', hadorobo-
Filaza mandidy :
adorobohy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05