| Teny iditra | afakafaka (afaka) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | |
| Miala tsikelikely fa mbola tsy tontosa hatramin' ny farany: Efa afakafaka ny ditrany tamin' itỳ taona itỳ [1.62] | ||
| Ohatra | Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|