|
|
|
|

Teny iditra afanana (afana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Diovina, halavitina ny ratsy [1.1]
 To be purified by the ceremonies of the afana. [1.2]
 Qu'on asperge, purifie, exorcise [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afanana, afanako, afananao, afanany, afanantsika, afananay, afananareo, afanan', afanan-, afanam-, afana-
Ny lasa : nafanana, nafanako, nafananao, nafanany, nafanantsika, nafananay, nafananareo, nafanan', nafanan-, nafanam-, nafana-
Ny hoavy : hafanana, hafanako, hafananao, hafanany, hafanantsika, hafananay, hafananareo, hafanan', hafanan-, hafanam-, hafana-
Filaza mandidy : afano

Teny iditra afanaña
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Hatsembohana [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19