|
|
|
|

Teny iditra afara (fara)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
  aoriana [1.78, 1.1]
  [Bara, Tandroy] manaraka [1.78]
  [Tandroy] Ho avy: Afara ao ty zoke-o fa mboe mandiñe vola / Toboha afara ao avao rehe [1.78]
  [1.5]
Ohatra 
1Ianao mandehana avy ao afara [1.1]
2Nandre feo avy ao afarany ilay olona ka nitodika. [2.4]
3fa alaovy be ny maso miherika ny aloha miherika ny afara [2.48]
4fa injao henoko feom-panitso voadona sy voakapokapoka, ary feon' omby maromaro mimà ao afarako ao. [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : afara, afarako, afaranao, afarany, afarantsika, afaranay, afaranareo, afaran', afaran-, afaram-
Tovy hevitra añafara

Teny iditra afara
Sokajin-teny mpampiankin-teny [Fitanisana]
  [Taimoro] Rehefa avy eo [1.78]
Tovy hevitra afarana

Nohavaozina tamin' ny 2020/02/01