|
|
|
|

Teny iditra afatratra (fatratra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin' io lasaka io daholo ireo boky ireo fa maika [1.1]
 To be put close. [1.2]
 Qu'on presse, qu'on bourre, qu'on fourre [1.3]
Ohatra Alohan' izany, tsy maintsy afatratra amin' ny gony ary zairina. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : afatratra, afatratro, afatratrao, afatrany, afatratsika, afatratray, afatratrareo, afatratr', afatra-, afatratry
Ny lasa : nafatratra, nafatratro, nafatratrao, nafatrany, nafatratsika, nafatratray, nafatratrareo, nafatratr', nafatra-, nafatratry
Ny hoavy : hafatratra, hafatratro, hafatratrao, hafatrany, hafatratsika, hafatratray, hafatratrareo, hafatratr', hafatra-, hafatratry
Filaza mandidy : afatraro

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/08