| Teny iditra | afehy (fehy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina mamehy, mamatotra: Itỳ tady itỳ afehy ny entanao fa mafy [1.1] | |||||||||
| Used of that employed for tieing. [1.2] | |||||||||
| Ohatra | Izay ataon' ny vehivavy momba ny nofo aminy ao, tsy afehy ny lalàna momba ny fatodra.
[2.245] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|