| Teny iditra | afelika (felika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao miolaka, misafelika: Nafeliny tany an-damosina ny tanany nitana rotsakazo ka nanatona tsy nanana ahiahy Ikoto [1.1] | |||||||||
| To be made to turn round upon some one or something. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | asafelika | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|