| Teny iditra |
afero
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy [1.1]
|
| | The bile, the gall, the gall-bladder [1.2]
|
| | Bile [1.7]
|
| | Bile, fiel, la vésicule qui le contient [1.3]
|
| | Bile, fiel [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka!
[2.1022]
|
|
| Teny iditra |
afero
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Zavatra mangidy dia mangidy. [1.1]
|
| | Bitterness, costly. [mal ampada(?).] [1.2]
|
| | Amertume, aigreur [1.3]
|
| | Amertume [1.8]
|
| Voambolana |
| Lahatsoratra |
|
| Teny iditra |
afero
(fetra)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afetra
|
|
| Teny iditra |
afero
(afitra)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aferina
|
|