| Teny iditra | afetsaka (fetsaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Azera, ahotsaka: Nafetsaky ny orana lahy ny rindrin' ilay tranon-dRabe! Ikapohana: Rotsakazo kely no nafetsako ny adala dia torana izy [1.1] | |||||||||
| To be thrown down. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|