Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
a
fi
hitra
(
fihitra
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina mamihitra na mamikitra:
Ny tananao havanana afihitra amin' ny hazo
[
1.1
]
Avec quoi on saisit
[
1.3
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
afihitra
, afihitro, afihitrao, afihiny, afihitsika, afihitray, afihitrareo, afihitr', afihi-, afihitry
Ny lasa :
nafihitra, nafihitro, nafihitrao, nafihiny, nafihitsika, nafihitray, nafihitrareo, nafihitr', nafihi-, nafihitry
Ny hoavy :
hafihitra, hafihitro, hafihitrao, hafihiny, hafihitsika, hafihitray, hafihitrareo, hafihitr', hafihi-, hafihitry
Filaza mandidy :
afi
hi
ro
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19