|
|
|
|

Teny iditra afinafina (afina)
Sokajin-teny anarana
 Duplicatif diminutif [1.3]
Ohatra Ka dia notereny izy mba hilaza izay marina Tsy hasiana afinafina na hoe hamboamboarina. [2.928]
Haiendriteny 
Tsotra : afinafina, afinafiko, afinafinao, afinafiny, afinafintsika, afinafinay, afinafinareo, afinafin', afinafin-, afinafim-, afinafi-
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29