|
|
|
|

Teny iditra afokasoka
Sokajin-teny anarana
Singan-teny afo, kasoka
 Poti-banja miraikitra amin' ny tendron' ny tahon-kazo kely, izay akasoka amin' ny baoritra misy ankoso-banja koa ka miteraka lelafo vetivety
Voan' afokasoka: ny singany tsirairay
Tahon' afokasoka: ilay tapany tsy mirehitra
Tranon' afokasoka: ny fitoerany [1.1]
 [kasoka, rubbing.] matches. [1.2]
 A match [1.7]
 Allumette [1.8, 1.13]
Ohatra Ny afokasoka rahateo koa moa matetika tsy nisy, otrikafo no natao fitahirizana afo tao an-trano. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30