|
|
|
|

Teny iditra afondolo afonangatra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny afo, lolo, nangatra
 Teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana [1.10]
 Teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho [1.1]
 Avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11