Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
afongo
(
fongo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Asaina mijanona ao am-pandriana mirakotra tsara:
Nafongon-dreniny tao am-pandriana Inaivo kely fa nanavy be
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
afongo
, afongoko, afongonao, afongony, afongontsika, afongonay, afongonareo, afongon', afongon-, afongom-
Ny lasa :
nafongo, nafongoko, nafongonao, nafongony, nafongontsika, nafongonay, nafongonareo, nafongon', nafongon-, nafongom-
Ny hoavy :
hafongo, hafongoko, hafongonao, hafongony, hafongontsika, hafongonay, hafongonareo, hafongon', hafongon-, hafongom-
Filaza mandidy :
afongoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19