|
|
|
|

Teny iditra afontsy
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Akondro [1.78]
 Karazan' akondro vaventy [1.1]
 La grande banane, bananier qui la produit [1.3]
  [Betsimisaraka] (du malais untsi) Variété de bananier Musa sapientum L. (Musaceae), à gros fruits, de saveur agréable. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Musa sapientum
Ohatra Boroboaka an'elo ary afontsy an-taninandro ka raha sarangaina mitovy raha fehezina lany zara ka hajahajao ny akaiky ary tiavo ny iaraha-monina fa raha maninona tsy tratry ny hafa [2.131]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31