| Teny iditra | agorodana (gorodana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Araraka na sotroina atao rodobe: Nagorodany indray mandehany divay iray tavoahangy ~ Agorodano ao an-tsinibe daholony rano eran' itỳ siny [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|