|
|
|
|

Teny iditra ahandrotra (handrotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Atao fatotra mora mivaha [1.1]
 à nouer avec un noeud coulant
Qu'on fait avec des clauses résiliatoires [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahandrotra, ahandrotro, ahandrotrao, ahandrony, ahandrotsika, ahandrotray, ahandrotrareo, ahandrotr', ahandro-, ahandrotry
Ny lasa : nahandrotra, nahandrotro, nahandrotrao, nahandrony, nahandrotsika, nahandrotray, nahandrotrareo, nahandrotr', nahandro-, nahandrotry
Ny hoavy : hahandrotra, hahandrotro, hahandrotrao, hahandrony, hahandrotsika, hahandrotray, hahandrotrareo, hahandrotr', hahandro-, hahandrotry
Filaza mandidy : ahandroty

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/08