| Teny iditra | ahantona (hantona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko ~ Taloha nahantona no famonoana ny olona voaheloka ho faty Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha [1.1] | |||||||||
| To be hung or suspended; to be hanged [1.7] | |||||||||
| Qu'on pend, qu'on suspend [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|