| Teny iditra | ahaona (haona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao izay hifanenany, asaina mifanatrika: Nahaona ny an-kilany sy ny an-daniny teny amin' ny fitsarana Akambana, ampiadina, atambatra, avitrana: Ahaony ireo hazo roa ireo [1.1] | |||||||||
| Used of the persons made to meet. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|