|
|
|
|

Teny iditra ahasina (hasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin' ny ambanilanitra tamin' ny volatsivaky ny mpanjaka fahiny rehefa tonga ny Fandroana [1.1]
 Used of that which is offered as hasina. [1.2]
 Avec quoi on attache une grâce, on bénit. [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahasina, ahasiko, ahasinao, ahasiny, ahasintsika, ahasinay, ahasinareo, ahasin', ahasin-, ahasim-, ahasi-
Ny lasa : nahasina, nahasiko, nahasinao, nahasiny, nahasintsika, nahasinay, nahasinareo, nahasin', nahasin-, nahasim-, nahasi-
Ny hoavy : hahasina, hahasiko, hahasinao, hahasiny, hahasintsika, hahasinay, hahasinareo, hahasin', hahasin-, hahasim-, hahasi-
Filaza mandidy : ahasino

Teny iditra ahasina (hasina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Aolana
Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozoro fa voky loatra [1.1]
 à tordre, à bercer [1.3]
Ohatra ny rofia ahasina ka tenomina tsy mba asian-tsorany toy ny jiafotsy, ka mavomavo tahaka ny sarika koa. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahasina, ahasiko, ahasinao, ahasiny, ahasintsika, ahasinay, ahasinareo, ahasin', ahasin-, ahasim-, ahasi-
Ny lasa : nahasina, nahasiko, nahasinao, nahasiny, nahasintsika, nahasinay, nahasinareo, nahasin', nahasin-, nahasim-, nahasi-
Ny hoavy : hahasina, hahasiko, hahasinao, hahasiny, hahasintsika, hahasinay, hahasinareo, hahasin', hahasin-, hahasim-, hahasi-
Filaza mandidy : ahasino

Nohavaozina tamin' ny 2024/02/19