| Teny iditra | ahena (hena) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1] | |||||||||
| To be lessened, to be diminished. [1.2] | |||||||||
| To be lessened, to be reduced [1.7] | |||||||||
| Qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie [1.8] | |||||||||
| ahena ny mivonto: diminuer l'enflure. [1.13] | |||||||||
| Ohatra | Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo?
[2.270] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Mpanahaka | ajetsy ~ ajotso ~ ampidinina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|