| Teny iditra | ahenjana (henjana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao mihenjana, mihinjitra: Ahenjano ny sandrinao [1.1] | |||||||||
| à raidir [1.3] | |||||||||
| Ohatra | ... azo ahitsy amin' ny tsara na abirioka amin' ny ratsy, azo ahenjana na aketraka.
[2.296] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|