Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ahevo
(
hevo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina mihevo, manapoipoitra ny tany eny anaty voly tsy ho rendrika:
Itỳ hazo kely maranitra itỳ ahevo ny tanimboly
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ahevo
, ahevoko, ahevonao, ahevony, ahevontsika, ahevonay, ahevonareo, ahevon', ahevon-, ahevom-
Ny lasa :
nahevo, nahevoko, nahevonao, nahevony, nahevontsika, nahevonay, nahevonareo, nahevon', nahevon-, nahevom-
Ny hoavy :
hahevo, hahevoko, hahevonao, hahevony, hahevontsika, hahevonay, hahevonareo, hahevon', hahevon-, hahevom-
Filaza mandidy :
ahevoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19