| Teny iditra | aheza (heza) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina maneza na manamboatra ny landy mba handaitra tsara ny loko atao aminy: Ranona vatofosa mena taho no matetika aheza ny landy anaovana lambamena [1.1] | |||||||||
| Avec quoi on donne le mordant dans la teinture de la soie [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|