| Teny iditra | ahiboka (hiboka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Hidiana amin' ny toerana anankiray ka tsy avala hivoaka: Ahibohy ao am-pahitra ny omby Afantsika amin' ny asa iray: Nahibony tamin' ny fianarana ny zanany [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | ahiboka | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Tankarana] Nom d'une espèce d'herbe qui apaise les maux de ventre ; feuille large et épaisse. [1.19] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|