|
|
|
|

Teny iditra ahimoka
Sokajin-teny anarana
Singan-teny ahitra, moka
 Ahitra maniry eny anaty rano, fanaon' ny olona kofehy na tady [1.1]
 A species of grass frequented by mosquitoes [1.2]
 Plante aquatique dont on fait des liens [1.3]
  [Merina] (de moka = moustique ; les eaux au bord desquels pousse cette herbe sont censées être particulièrement favorables à la pullulation des moustiques). Eragrostis poaeoides P. Beauv. Homonyme tardif = Eragrostis minor Host (Poaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Eragrostis minor, Eragrostis poaeoides

Teny iditra ahimoka (himoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Akombona (enti-milaza ny vava izay akombona, hidiana tsy hamoaka feo) [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahimoka, ahimoko, ahimokao, ahimony, ahimotsika, ahimokay, ahimokareo, ahimok', ahimo-
Ny lasa : nahimoka, nahimoko, nahimokao, nahimony, nahimotsika, nahimokay, nahimokareo, nahimok', nahimo-
Ny hoavy : hahimoka, hahimoko, hahimokao, hahimony, hahimotsika, hahimokay, hahimokareo, hahimok', hahimo-
Filaza mandidy : ahimohy

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13