Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ahitsaka
(
hitsaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina manitsaka, ampiasaina mba hanitsaka:
Misy tsilo ny voditongony ka ny loharantsany no ahitsany rehefa mandeha
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ahitsaka
, ahitsako, ahitsakao, ahitsany, ahitsatsika, ahitsakay, ahitsakareo, ahitsak', ahitsa-
Ny lasa :
nahitsaka, nahitsako, nahitsakao, nahitsany, nahitsatsika, nahitsakay, nahitsakareo, nahitsak', nahitsa-
Ny hoavy :
hahitsaka, hahitsako, hahitsakao, hahitsany, hahitsatsika, hahitsakay, hahitsakareo, hahitsak', hahitsa-
Filaza mandidy :
ahitsaho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05