| Teny iditra | ahitsy (hitsy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1] | |||||||||
| Qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany.
[2.245] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | ahitsy | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Tanosy] ahitra [1.10] | |||||||||
| [Tanosy] Équivalent de ahitra [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2021/04/08 |
|