| Teny iditra |
ahofa
(hofa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
| | Itadiavana mpanofa na olona hanofa: Trano ahofa Omena hipetrahan' olona mpanofa: Nahofako ilay tranoko eny Ambohijanahary fa efa tsy mipetraka ao intsony ny zanako [1.1]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
ahofa,
ahofako,
ahofanao,
ahofany,
ahofantsika,
ahofanay,
ahofanareo,
ahofan',
ahofan-,
ahofam- |
| Ny lasa : |
nahofa,
nahofako,
nahofanao,
nahofany,
nahofantsika,
nahofanay,
nahofanareo,
nahofan',
nahofan-,
nahofam- |
| Ny hoavy : |
hahofa,
hahofako,
hahofanao,
hahofany,
hahofantsika,
hahofanay,
hahofanareo,
hahofan',
hahofan-,
hahofam- |
| Filaza mandidy : |
ahofao |
|
|
| Teny iditra |
ahofa
(hofa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
| | To be waved at someone, (as a hat, a cloth. etc.) [1.7]
|
| | Qu'on agite pour faire signe, comme un chapeau, un mouchoir etc [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
ahofa,
ahofako,
ahofanao,
ahofany,
ahofantsika,
ahofanay,
ahofanareo,
ahofan',
ahofan-,
ahofam- |
| Ny lasa : |
nahofa,
nahofako,
nahofanao,
nahofany,
nahofantsika,
nahofanay,
nahofanareo,
nahofan',
nahofan-,
nahofam- |
| Ny hoavy : |
hahofa,
hahofako,
hahofanao,
hahofany,
hahofantsika,
hahofanay,
hahofanareo,
hahofan',
hahofan-,
hahofam- |
| Filaza mandidy : |
ahofao |
|
|
| Teny iditra |
ahofa
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Tanosy]
Jono [1.78]
|
|