| Teny iditra | ahohony (hohona) | |
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahohona | |
| Teny iditra | ahohony (hohona) | |
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe ahohona | |
| Ohatra | Izao no fanohony ny zaza : Asiany rano mafana eo an-tsahafa sy ranon-tsakamalao voatoto, dia ahohony ao ny zazakely vao mena vava, ka mikofonkofona mitsipatsipaka fadiranovana
[1.437] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17 |
|