|
|
|
|

Teny iditra ahontsano (hontsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahontsana [Fitanisana]
Ohatra 
1Ahontsano ny tavoahangy hahitana raha mbola misy loto [1.1]
2Ahontsano ao anaty barika ny rano hanasana azy [1.1]
Tovy hevitra ahontsankontsano

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17