|
|
|
|

Teny iditra aidino (idina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aidina [Fitanisana]
Ohatra 
1Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana [1.1]
2Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/16