Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
ajofo
(
jofo
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Aingaina, asamboaravoara, aely:
Najofon' ny rivotra ny vovoka ka ditsoka daholo izahay rehetra
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ajofo
, ajofoko, ajofonao, ajofony, ajofontsika, ajofonay, ajofonareo, ajofon', ajofon-, ajofom-
Ny lasa :
najofo, najofoko, najofonao, najofony, najofontsika, najofonay, najofonareo, najofon', najofon-, najofom-
Ny hoavy :
hajofo, hajofoko, hajofonao, hajofony, hajofontsika, hajofonay, hajofonareo, hajofon', hajofon-, hajofom-
Filaza mandidy :
ajofoy
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19