| Teny iditra | ajojo (jojo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Asosa moramora misononoka [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | Ajojo | ||||||||
| Sokajin-teny | anaram-poko | ||||||||
| Nom donné aux Comorien(ne)s [1.5] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | Tamin' izaho nandalo tao Dar-Es-Salam, dia nahamarika fa maro ny Ajojo monina ao, ary misy milaza fa sambolay kely itony antsika no andehanan' ny Ajojo mankany Dar-Es-Salam?
[2.471] | ||||||||
| Tovy hevitra | Kaomorianina ~ Marovanjo | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|