| Teny iditra | ajoro (joro) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao mijoro, atsatoka: Ajoroy etsy an-joron-trano etsy ny tehinao Aorina, atsangana: Najoro omaly ny fikambananay [1.1] | |||||||||
| Atsangana ny fitaovam-pandrefesana hifanitsy amin'ny teboka iray [1.13] | |||||||||
| Mettre debout; mettre en station [1.13] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Ohatra | Ho fanatanterahana izany dia tsy maintsy : ajoro ny seha-panabeazana mifandray sy mahomby, hatrany amin' ny fanabeazana fototra ka hatrany amin' ny fampianarana ambony;
[4.27] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|