| Teny iditra | akanjoina (akanjo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Omena akanjo, tafina: Akanjoy ny zaza mahantra, fa tsy misy manafy izy ireny [1.1] | |||||||||
| To be dressed. To be clothed. Akanjoana also used. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | akanjoana | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|