| Teny iditra | akapoka (kapoka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina mikapoka, mamely: Langilangy no nakapony ny lohan' ilay alika Adona, azera amin' ny tany: Akapohy amin' vato ny loha raha tsy faly, hoy ny fitenin' ny ankizy ~ Nakapony tamin' ny tany ilay namany [1.1] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|