| Teny iditra | akarenjy (karenjy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Avela hikarenjy, hirao-bilonà amin' izay tiany: Nahoana no akarenjy etg amin' ny tanimboliko ny bibinareo? [1.1] | |||||||||
| To be let loose to play [1.7] | |||||||||
| Qu'on lâche pour gambarder [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|