|
|
|
|

Teny iditra akaro
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Karazana hazandrano [1.78]
 A kind of fish. [1.2]
  [Tankarana] Nom d'une espèce de poisson. [1.19]
Voambolana 

Teny iditra akaro (akatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akarina [Fitanisana]
Ohatra Akaro any ambony rihana itý fitoeram-boky itý [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17