| Teny iditra | akasika (kasika) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina [1.1] | |||||||||
| Ohatra | hay izany toaka izany raha akasika vava sisan-tsakay, tsy fanome na rafilahy aza!
[2.4] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|