|
|
|
|

Teny iditra akatamaimbo
Sokajin-teny anarana
 Zavamaniry mampandositra ny bibikely toy ny parasy, hao, sns... (Croton maroravina) [1.1]
 (de akata, et maimbo = puant, qui sent mauvais).
[Tandroy]  : Croton moraharivensis Leandri (Euphorbiaceae) [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Croton moraharivensis

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/12