| Teny iditra | akatona (katona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Arindrina: Akatony ny varavarana fa misy rivotra [1.1] | |||||||||
| To be closed, as a door [1.7] | |||||||||
| Qu'on ferme, (comme une porte) [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Misy hidiny ny vatatsangana, fa ny varavarana, very fanalahidy, hono, ka dia akatona fotsiny.
[2.4] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Sary |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|