Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
akatraka
(
katraka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Entina mampisy feo mafy mikotrokotroka, midoboka na mirohondrohona:
Nakatraky ny lakana nidona taminy ilay haram-bato
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
akatraka
, akatrako, akatrakao, akatrany, akatratsika, akatrakay, akatrakareo, akatrak', akatra-
Ny lasa :
nakatraka, nakatrako, nakatrakao, nakatrany, nakatratsika, nakatrakay, nakatrakareo, nakatrak', nakatra-
Ny hoavy :
hakatraka, hakatrako, hakatrakao, hakatrany, hakatratsika, hakatrakay, hakatrakareo, hakatrak', hakatra-
Filaza mandidy :
akatraho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19