| Teny iditra | akekezina (akeky) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Tsy halavitina, tomorina: Akekezo ny latabatra fa sao raraka amin' ny akanjonao ny rony [1.1] | |||||||||
| To be approached, drawn near to. [1.2] | |||||||||
| To be approached [1.7] | |||||||||
| Dont on s'approche, qu'on approche [1.3, 1.8] | |||||||||
| De qui (quoi) on s'approche [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Tsy tokony hakekezina izy (Il convient de ne pas s'approcher de lui)
[1.3] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | akekena | ||||||||
| Tsipelina hafa | akaikezina | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|