| Teny iditra | akivy (kivy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina hanakivy, manaketraka [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | akivy | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Taisaka] Sazy famaizana olon-dratsy ataon' ny olona amin' ny fokontany iray ka ahatany na ahibony tsy hifanerasera amin' ny olona ilay faizina [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Afaka nandositra i Zanahary ka lasa tany Antongila sady nampanao akivy ny varotra rehetra nataon' ny Frantsay.
[2.508] | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |
|