| Teny iditra | akobaka (kobaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Entina manakobaka, manetsiketsika ny rano: Hazo lavalava no nakobany ny rano tao anaty barika Hetsiketsehina, sasana (ao anaty rano): Nakobany tao anaty rano ny tongony fa feno fotaka [1.1] | |||||||||
| To be agitated (of water) [1.7] | |||||||||
| Qu'on agite [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |
|