| Teny iditra | akodingy (kodingy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Azera, adaboka dia avela hikodiadia: Nakodinginy tany an-tevana ilay vato nanakan-dalana anay Aongana: Nakodingin' ny Filoha ireo minisitra faly nameno paosy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|